Adizaoza: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Nanampy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-9:
 
== Ny antokon-kintana Adizaoza sy ny zodiaka ==
Ny fotoana andalovan'ny [[masoandro]] eoao amin'ny fari-danitry ny [[Antokon-kintana|antokon-kintan]]'ny [[Adizaoza (antokon-kintana)|Adizaoza]] dia miantomboka amin'ny 21 Jona hatramin'ny 20 Jolay. Ny fari-potoan'ny Adizaoza araka ny [[Zodiaka|zodiakan-kintana]] kosa dia eo aminhatramin'ny 16 Jona hatramin'ny 15 Jolay. Ny Adizaoza ao amin'ny zodiakam-panandroana mahazatra ([[zodiaka mikisaka]]; frantsay: ''zodiaque tropical'') dia avy eo amin'ny 21 Mey ka miafara amin'ny 21 Jona. Ny Adaoro amin'ny [[fanandroana malagasy]] dia tsy mifanaraka amin'ireo noho izy miandry tsinam-bolana.
{| class="wikitable"
|
Andalana faha-36:
Ao amin'ny [[fanandroana malagasy]] dia vintana fahatelo koa ny Adizaoza ka ny tapany atsimo amin'ny rindrin-trano antsinanana no toerana omena azy. [[Zanabintana]] ny Adizaoza. Araka ny finoan-drazana malagasy dia vintana mahery ny Adizaoza ka ny olona ateraka aminy dia "miozanozana" na "sahozanina" raha tsy alam-bintana. Ny [[Alakaosy]] no mifandratra amin'ny Adizaoza. Eo amin' ny Adizaoza no fitoeran'ny sinibe ao an-trano. Izay olona mikasa hampaka-bady, na hanorin-trano, sns., nefa sendra mifandratra amin'ny vintany (tsy ny Adizaoza) ireo lazaina fa andro tsara fanaovana izany, dia ny Adizaoza no tokony hofidiny, fa io tsy mihetsiketsika tahaka ny sinibe, ka hampateza ny zavatra kasaina hatao.
 
Misy amin'ny Malagasy ny mandray ny volana Adizaoza ho volana fahatelo amin'ny taona ao amin'ny [[tetiandro malagasy]] (raha ny [[Alahamady]] no ataony volana voalohany).
== Jereo koa: ==