Boky faharoan' i Samoela: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Gustave-Dore David-Absalom.jpg|vignette|Tsy ''mety ampiononina i Davida noho ny nahafatesan'i Absaloma'', Baiboly misy sary nataon'i Gustave Doré, 1866.|314x314px]]Ny '''Boky faharoan’i Samoela''' dia boky hita ao amin’ny [[Testamenta Taloha]] ao amin’ny [[Baiboly]] sy ao amin’ny [[Tanakh]], boky masin’ny [[Jiosy]]. Mitantara ny momba an’i [[Davida (Baiboly)|Davida]], mpanjaka israelita izay isan’ireo malaza indrindra, ny boky. Resahin'io boky io koa na ny heriny sy ny fahendreny, na ny fahalemeny sy ny fahotany ary ny vokatr’izany rehetra izany.
[[Sary:Gustave-Dore David-Absalom.jpg|vignette|Tsy ''mety ampiononina i Davida noho ny nahafatesan'i Absaloma'', Baiboly misy sary nataon'i Gustave Doré, 1866.]]
Ambarany fa na dia tsy fanaperana aza ny toetr’i Davida dia tsy niala amin’Andriamanitra sady tsy nidera afa-tsy i [[Iahveh]].