Fankalazana ny Fiakaran' i Jesoa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Fiakaran'i Jesosy ho Fiakaran'i Jesosy (fety) i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina sy rohy
Andalana faha-1:
[[Sary:Obereschach Pfarrkirche Fresko Fugel Christi Himmelfahrt crop.jpg|vignette|445x445px|F''iakaranFiakaran'i Jesosy any an-danitra'' - nataon'i Gebhard Fugel, taona 1893.]]
Ny '''Fiakaran'i Jesosy''' na '''Fiakaran'i Jesoa''' na '''Fiakarana''' fotsiny na '''Andro niakarana''' dia fety kristiana ahatsiarovana sy ankalazana ny andro niakaran'i [[Jesosy]] Kristy any an-danitra efapolo andro aorian'ny [[Paska]] ary folo andro alohan'ny fankalazana ny nilatsahan'ny [[Fanahy Masina]], dia ny [[Pentekosta]]. Manamarika ny fihaonana farany teo amin'i Jesosy sy ireo mpianany taorian'ny Fitsanganany tamin'ny maty izany. Famantarana ny fomba vaovao anatrehan'i Jesosy Kristy, izay tsy ho hita intsony ara-batana eto amin'ity tontolo tsapa ity ny Fiakaran'i Jesosy. Mialoha lalana ny fiainana mandrakizay ho an'ny Kristiana izany.
 
Ny Alakamisin'ny andro niakarana dia ankalazaina eo anelanelan'ny 30 Avrily sy 3 Jona ho an'ny fiangonana manaraka ny [[tetiandro gregoriana]]. Ny nifidianana ny andro Alakamisy dia fanarahana ny voalaza ao amin'ny [[Filazantsara]] ([[Filazantsara araka an'i Marka|Marka]] sy [[Filazantsara araka an'i Lioka|Lioka]]) sy ny [[Asan'ny Apostoly]] (Mar. 16.19; Lio. 24.51; Asa 1.2), nefa misy ny fiangonana izay misafidy ny andro Alahady manaraka an'io.
 
== Ny tantaran'ny fankalazana ny Andro niakarana ==
Andalana faha-14:
 
== Ny voalazan'ny Baiboly ==
Tsy miresaka ny Fiakaran'i Jesosy tany an-danitra ny [[Filazantsara araka an'i Matio|Evanjelin'i Matio]] izay nitovitovy fotoana nanoratana tamin'ny [[Evanjelin'i Lioka]]. Ny [[Evanjelin'i Marka]] sy ny Evanjelin'i Lioka sy ny [[Asan'ny Apostoly]] ary ny [[Evanjelin'i Joany]] no miresaka ny amin'ny Fiakaran'i Jesosy any an-danitra na any amin'ny Ray.
 
=== ArakaAo amin'ny EvanjelyEvanjelin'i kanonikaMarka ===
[[Filazantsara|Evanjely]] roa no miresaka ny niakaran'i Jesosy tany an-danitra, dia ny [[Filazantsara araka an'i Marka|an'i Marka]] izay mametraka izany ho taorian'ny Fitsanganany ho velona. Niseho tamin'ireo mpianany i Jesosy ka naniraka azy hitory teny manerana izao tontolo izao, nanome azy ny fahefana hanao [[fahagagana]] amin'ny anarany. Taorian'ny niakaran'i Jesosy tany an-danitra dia lasa "nitory teny nanerana izao tontolo izao" ny mpianatra nefa tsy misy resaka ny amin'ny Pentekosta (Mar. 16.14-20).
 
=== Ao amin'ny Evanjelin'i Lioka sy ny Asan'ny Apostoly ===
IzanyNy tantaratantaran'ny izanyFiakarana dia mamarana ny [[Filazantsara araka an'i Lioka|Evanjelin'i Lioka]] (Lio. 24.50-53) sady manomboka ny [[Asan'ny Apostoly]] (Asa. 1.3-12). OlonaHeverin'ny Kristiana araka ny lovatsofina fa olona iray ihany no nanoratra an'ireo lahatsoratra roa ireo, ka izany no nahatonga ny mpikaroka sasany hilaza fa boky iray ihany ireo boky ireo tany aloha<ref name=":1"><small>Daniel Marguerat, ''Introduction au Nouveau Testament : son histoire, son écriture, sa théologie'', éd. Labor et Fides/Le Monde de la Bible, 2008, <abbr>p.</abbr> 127,128, [https://books.google.be/books?id=M5bPw5GvVWkC&pg=PA127 extrait en ligne] [archive].</small></ref>. Milaza i Daniel Margaret fa ny fanasarahana boky lavabe iray ho boky roa dia fanao tamin'ny [[Andro Taloha|andro taloha]]. Nefa tsy kisendrasendra, hoy izy, ny faritra ao amin'ny boky nanaovana ny fanasarahana: ireo boky roa ireo dia mifampitohy eo amin'ny Fiakarana izay "midika ho tampon'ny maha Tompo an'i Jesosy sy fanombohan'ny tsy maha eo azy"<ref name=":1" />. Nitantara in-droa an'ilay zava-nitranga ny mpanoratra mba "hisian'ny fivoasana roa sosona: ny Lio. 24.50-53 manao ny Fiakarana ho famaranana ny asan'i Jesosy, fa ny Asa 1.6-11 kosa manao izany ho fanokafana ny fotoan'ny fijoroana vavolombelona<ref name=":1" />'''.'''
 
Ny tantaran'ny Fiakarana ao amin'ny Evanjelin'i Lioka, rehefa nahavita ny fitantarana ny fisehoan'i Jesosy taorian'ny nitsanganany tamin'ny maty, dia manamarika ny fahataperan'ny asan'i Jesosy tety an-tany. Amin'ny fomba tsara no anaovany izany famaranana izany izay arahin'ny tso-drano nataon'i Jesosy ho an'ireo mpianany faly manoloana ny fiaingany. Tsy avy amin'i Jesosy tenany izany fisarahana izany: izany dia vokatry ny asan'Andriamanitra, araka ny fampiasan'i Lioka [[matoanteny]] grika amin'ny [[fiendrika iharanaanoina]]<ref name=":2"><small>Daniel Marguerat, ''L’Aube du christianisme'', éd. Bayard/Labor et Fides, 2008, <abbr>p.</abbr> 425-427</small></ref>.
Tsy miresaka ny Fiakaran'i Jesosy tany an-danitra ny [[Filazantsara araka an'i Matio|Evanjelin'i Matio]] izay nitovitovy fotoana nanoratana tamin'ny Evanjelin'i Lioka.
 
Ao amin'ny Asan'ny Apostoly, ny mpino dia hoatry ny irery nefa "mitondra iraka"<ref name=":2" /> ho tanterahina eo am-piandrasana ny fiverenan'i Jesosy izy ireo. Noho izany, ao amin'ny fitantaran'i Lioka an'i Jesosy nitsangan-ko velona, dia tsy nanao fahagagana i Jesosy, tsy araka ny fitantaran'i Joany (Joa. 21.4-6), izay fijoroana vavolombelona nataon'olona izay manatsoa-kevitra avy amin'ny Anarananaran'i Jesosy<ref name=":2" />.
 
=== Ao amin'ny Evanjelin'i Joany ===
Raha ny [[Filazantsara araka an'i Jaona|Evanjelin'i Joany]] kosa dia hoatry ny manambara izany Fiakarana izany mialoha, tsy mankany an-danitra fa mankany amin'Andriamanitra, nefa tsy miresaka zavatra maro: tamin'ny fiaraha-misakafo farany tamin'ireo mpianany, dia nilaza matetitetika hoe: "Handeha mankany amin'ny Ray aho" i Jesosy<ref><small>Philippe Rouillard, ''Les fêtes chrétiennes'' , <abbr>p.</abbr> 99</small></ref>. Tamin'ny nisehoany tamin'i Maria Magdalena taorian'ny nitsanganany tamin'ny maty dia nampitandrina azy i Jesosy nanao hoe: "Aza mikasika ahy, fa mbola tsy niakatra nankany amin'ny Ray aho. Nefa mandehana ka tadiavo ny rahalahiko ary izao no teneno azy: "miakatra mankany amin'ny Raiko sy Rainareo aho, mankany amin'ny Andriamanitro sy Andriamanitrareo" "<ref name=":0" />.
 
=== Ny Filazantsara araka an'i Lioka ===
Ny tantaran'ny Fiakarana ao amin'ny Evanjelin'i Lioka, rehefa nahavita ny fitantarana ny fisehoan'i Jesosy taorian'ny nitsanganany tamin'ny maty, dia manamarika ny fahataperan'ny asan'i Jesosy tety an-tany. Amin'ny fomba tsara no anaovany izany famaranana izany izay arahin'ny tso-drano nataon'i Jesosy ho an'ireo mpianany faly manoloana ny fiaingany. Tsy avy amin'i Jesosy tenany izany fisarahana izany: izany dia vokatry ny asan'Andriamanitra, araka ny fampiasan'i Lioka [[matoanteny]] grika amin'ny fiendrika iharana<ref name=":2"><small>Daniel Marguerat, ''L’Aube du christianisme'', éd. Bayard/Labor et Fides, 2008, <abbr>p.</abbr> 425-427</small></ref>.
 
Ao amin'ny Asan'ny Apostoly, ny mpino dia hoatry ny irery nefa "mitondra iraka"<ref name=":2" /> ho tanterahina eo am-piandrasana ny fiverenan'i Jesosy izy ireo. Noho izany, ao amin'ny fitantaran'i Lioka an'i Jesosy nitsangan-ko velona, dia tsy nanao fahagagana i Jesosy, tsy araka ny fitantaran'i Joany (Joa. 21.4-6), izay fijoroana vavolombelona nataon'olona izay manatsoa-kevitra avy amin'ny Anaran'i Jesosy<ref name=":2" />.
 
== Daty fankalazana ny Fiakarana ==