Bokin' i Rota: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanampy kely
Andalana faha-1:
[[Sary:Philip Hermogenes Calderon - Ruth and Naomi.jpg|vignette|240x240px323x323px|''I Rota sy i Naomy'', nataon'i Philip Hermogenes Calderon]]
Ny '''Bokin’i Rota''' dia boky ao amin’ny [[Testamenta Taloha]], ao amin’ny [[Baiboly]], sy ao amin’ny [[Tanakh]], boky masin'ny Jiosy. Mitantara ny fiainan’ny fianakaviana iray tamin’ny andron’ny [[Mpitsara ao amin'ny Baiboly|mpitsara]] ny boky, ka manasongadina ny fifikiran’ny vehivavy [[moabita]] iray, atao hoe [[Rota (Baiboly)|Rota]], amin’ny rafozambaviny na dia teo aza ny fijaliana nahazo azy ireo. Lasa isan’ireo olona manan-danja indrindra eo amin’ny tantaran’ny [[Israelita]] i Rota, na dia avy amin’ny firenena hafa aza, noho ny niterahany ny razamben’i [[Davida (Baiboly)|Davida]] mpanjaka.
 
Andalana faha-19:
* Ny fampakaran’i Boaza an’i Rota ho vady (Rot. 4)
 
=== Ny tsy fialàn’ifialàn'i Rota tamin-drafozam-baviny ===
Nifindra monina tany [[Moaba (fanjakana)|Moaba]] ny lehilahy israelita iray atao hoe Elimeleka sy i Naomy vadiny mba handositra ny fijaliana tao amin’ny taniny. Nanambady an’i Rota ny zanakalahin’izy ireo. Maty anefa i Elimeleka sy ireo zananilahy izay tsy namela zanaka. Nody tany amin’ny taniny any [[Betlehema]] i Naomy nefa nanaraka azy koa i Rota na dia navelan-drafozany hiverina any amin’ny ray aman-dereniny aza. [[Sary:Ruth comes to take shelter under Boaz's cloak. Engraving. Wellcome V0034307.jpg|vignette|233x233px|''I Rota nitady fialofana teo amin'i Boaza'']]
=== Ny nifankahitan’i Rota sy i Boaza ===
Tao [[Betlehema]], nifankahita tamin’i [[Boaza]] zana-drahalahin’ny vadin’i [[Naomy]] i Rota raha nitsimpona salohim-bary tao amin’ny sahan’i Boaza. I Boaza dia lehilahy nanan-karena na dia mosarena ny tany tamin’izany fotoana izany.
=== Ny paika nataon’i Naomy ho an’i Rota ===
Mba hahatonga an’i Naomy hanana taranaka dia nanao tetika i Naomy ny mba hisian’ny havam-badiny hanambady an’i Rota, ka naniraka azy handry an-tsokosoko teo an-tongotr’i Boaza mba hahatonga an'ity farany hanampy azy. Ny lehilahy tokony hanambady an’i Rota anefa tsy tapa-kevitra ny hanambady azy.
 
=== Ny fampakaran’i Boaza an’ian'i Rota ho vady ===
Nahita fitia teo imason’i Boaza i Rota ka tanteraka ny fanambadian’izy roa. Niteraka an’i [[Obeda]] rain'i Jese izy ireo, dia ilay razamben’i [[Davida (Baiboly)|Davida]] mpajaka.
 
=== Anaran’ireoAnaran'ireo olona resahina betsaka ao amin'nysy bokyhevi-dehibe ===
{{Testamenta Taloha}}
 
=== Anaran’ireoAnaran'ireo olona resahina betsaka syao hevi-dehibeamin'ny boky ===
Ny anarana hoe ''Rota'' dia soratana hoe רות sady tononina hoe ''Ruth'' amin’ny teny hebreo. I Naomy dia soratana hoe נָעֳמִי sy tononina hoe ''Naˀami'' na ''Noˀomi'' amin’ny teny hebreo. Ny hoe ''Boaza'' dia soratana hoe בֹּ֫עַז sady tononina hoe ''Boˀaz'' amin’ny teny hebreo, soratana hoe ''Βοόζ'' (/bo''ό''z/) kosa amin’ny teny grika. Ny anarana hoe ''Obeda'' dia soratana hoe עוֹבֵד sady tononina ''Obêd'' na ''Ovêd'' amin’ny teny hebreo.
 
=== Anaran’ireo olona resahina betsaka ao amin'ny boky ===
Ny anarana hoe ''Rota'' dia tononina hoe ''Ruth'' amin’ny teny hebreo. I Naomy dia tononina hoe ''Naˀami'' na ''Noˀomi'' amin’ny teny hebreo. Ny hoe ''Boaza'' dia tononina hoe ''Boˀaz'' amin’ny teny hebreo, soratana hoe ''Βοόζ'' (/bo''ό''z/) kosa amin’ny teny grika. Ny anarana hoe ''Obeda'' dia tononina ''Obêd'' na ''Ovêd'' amin’ny teny hebreo.
 
=== Ny lohahevi-dehiben’ny boky ===
Asehon'ny Bokin’i Rota fa tsy manavakavaka ny Andriamanitr'i Israely fa na olona avy amin’ny [[Jentilisa|firenena hafa]] aza dia raisiny ho isan’ny olony sady mahazo anjara tsara aminy.
 
== Jereo koa: ==
* [[Ketuvim]]
 
* [[Boky ara-tantara (Baiboly)|Boky ara-tantara]]
* [[Testamenta Taloha]]
 
Boky ara-tantana ao amin'ny Baiboly, naman'ny Bokin'i Rota:
 
* [[Bokin'i Josoa]]
* [[Bokin'ny Mpitsara]]
* [[Boky voalohan'i Samoela|Boky voaliohan'i Samoela]]
* [[Boky faharoan’i Samoela|Boky faharoan'i Samoela]]
* [[Boky voalohan'ny Mpanjaka]]
* [[Boky faharoan'ny Mpanjaka]]
* [[Boky voalohan'ny Tantara|Boky voalohan'ny Tantara voalohany]]
* [[Boky faharoan'ny Tantara|Boky faharoan'ny Tantara faharoa]]
* [[Bokin'i Ezra]] (na Esdrasa)
* [[Bokin'i Nehemia]]
* [[Bokin'i Estera]].
 
== Rohy ivelany ==