Bokin'i Henoka : Fahasamihafan'ny versiona roa

Sora-matevina
k (Rohy)
(Sora-matevina)
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Ny [[Bokin'i Henoka|'''Bokin'i''' '''Henoka''']] dia fanangonan-dahatsoratra apokaliptika isan’ny literatiora tanelanelan’ny Testamenta roa; apokrifa na pseodepigrafa ho an’ny [[Testamenta Taloha]] izy ka tsy isan’ny kanonan’ny [[Tanakh|Baiboly hebreo]] na [[Baiboly katolika|katolika]] na [[Baiboly ortodoksa|ortodoksa]] na [[Baiboly protestanta|protestanta]]; nampitondrain’ny mpanoratra azy ny anaran’i [[Henoka]] (na Enoka) io boky io. [[Boky deoterokanonika|Deoterokanonika]] ny Bokin’i Henoka amin’ny Fiangonana Ortodoksa Teoahedo (Etiopiana sy Eritreana).
 
== Fanoratana ny boky ==
2 528

modifications