Baiboly protestanta amin'ny teny malagasy : Fahasamihafan'ny versiona roa

k
Sora-matevina
k (Sora-matevina)
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Ny [[Baiboly protestanta amin'ny teny malagasy|'''Baiboly''' '''protestanta''' '''amin'ny''' '''teny''' '''malagasy''']] dia dikan-tenin'ny [[Baiboly]] amin'ny [[Fiteny malagasy|teny malagasy]] ampiasain'ny fiangonana protestanta miteny malagasy amin'ny fotoam-pivavahana. Ny edisiona tamin'ny taona 1909 izay nasiam-panitsiana madinika tamin'ny taona 1965 no ampiasaina amin'izao. Io Baiboly io no ampiasain'ireo Fiangonana protestanta toy ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara|Fiangonan'i Jesoa Krisy eto Madagasikara]], ny [[Fiangonana Loterana Malagasy]], ny [[Eklesia Episkopaly Malagasy]] sns. sy ireo Fiangonana avanjelika sy pentekotista maro manerana an'i Madagasikara.
 
Ny tantaran'ny Baiboly protestanta malagasy dia ampahany lehibe amin'ny tantaran'ny Baiboly eto Madagasikara.
2 559

modifications