Galatia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
I '''[[Galatia]]''' dia faritra ara-tantara tany Anatolia (manodinina an'i Ankara ankehitriny), izay nonenana vahoaka selta nifindra monina tao tamin'ny [[Andro Taloha|Ando Taloha]], tokony ho tamin'ny taona 279 tal. J.K. Ny fanjakan'i Ponto sy i Paflagonia no mamaritra azy avy ao avaratra, i [[Kapadokia]] ao atsinanana, ny fanjakan'i [[Pergamo]] ao atsimo ary i Bitinia ao andrefana. Ny lovantsofina kristiana dia milaza fà nanoratra taratasy ho an'ny Kristiana tao Galatia i [[Paoly (apostoly)|Paoly]] Apostoly, dia ny [[Epistily ho an'ny Galatiana]] na ny [[Epistolà ho an'i Galata]].