Fanandroana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nnanitsy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Andalana faha-15:
==== Ny kintana sy ny antokon-kintana ====
[[Sary:OphiuchusCC.jpg|vignette|196x196px]]
Ny [[antokon-kintana]] "andalovan'ny Masoandro" miisa telo ambin'ny folo na, raha ny tena marina, ny anaran'izy ireo, dia ampiasaina indrindra amin'ny fanandroana. Ireto ny anaran'ireo antokon-kintana ireo amin'ny teny latina ao amin'ny fanandroana tandrefana: ''[[Aries]]'' ("ondrilahy"), ''[[Taurus]]'' ("ombilahy"), ''[[Gemini]]'' ("kambana"), ''[[Cancer]]'' ("foza"), ''[[Leo]]'' ("liona"), ''[[Virgo]]'' ("virijina"), ''[[Libra]]'' ("mizana"), ''[[ScorpioScorpius]]'' ("maingoka"), ''[[Ophiuchus]]'' (na ''Serpentarius'' "mpitondra bibilava"), ''[[Sagittarius]]'' ("mpitondra tsipika"), ''[[CapricornCapricornus]]'' ("osy-trondro"), ''[[Aquarius]]'' ("mpitondra rano") ary ''[[Pisces]]'' ("trondro").
 
==== Zavatra hafa ====