Didy Folo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipemina sy rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitsy votoatiny sy nanisy rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-45:
 
== Ny Didy Folo ao amin'ny Baiboly Samaritana ==
Ao amin'nyNy [[Baiboly#Ny Baiboly samaritana|Baiboly samaritana]], izay tsy ahitana afa-tsy ny Torah (izany hoe ny [[Pentateoka]]: ny Boky dimin'i Mosesy), dia nanampy ao amin'ny didy fahafolo ny tokony hanajana ny [[Tendrombohitra Garizima]] izay foiben'ny fanompoam-pivavahana samaritana<ref name=":0"><small>[http://www.the-samaritans.com/html_articles/tenth_command.htm "The Samaritan Tenth Commandment"] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.the-samaritans.com%2Fhtml_articles%2Ftenth_command.htm tahiry]], ''The Samaritans, Their History, Doctrines and Literature'', par Moses Gaster, The Schweich Lectures, 1923.</small></ref>. Ireo endrika roa isehoan'ny Didy Folo ao amin'ny [[Baiboly hebreo]] ireo dia narindra mba hitovy tanteraka ao amin'ny Baiboly samaritana<ref name=":0" />.
 
Mba hitazomany ny isan'ireo didy ireo ho folo dia heverin'ny [[Samaritana]] ho fampahafantarana mialoha fotsiny ilay ataon'ny [[Jiosy]] hoe "didy voalohany" (“''Izaho no IHVH Andriamanitrao, izay nitondra anao avy any amin’ny tanin’i Ejipta, niala tamin’ny tranon’ny fanandevozana''"), ka ny didy voalohany ao amin’ny [[Baiboly samaritana|Torah samaritana]] dia ny didy faharoa ao amin'ny [[Torah|Torah jiosy]]. Ho anAmin'ny Samaritana, "ny olon-kendry jiosy dia namadika io fampahafantarana io ho didy mba haha folo ny isan'ny didy tamin'nyraha nanitsian'izy ireonanitsy ny Toràny izy ireo tamin’ny nanesorany ny didy fahafolo" <ref>''<small>[http://www.mystae.com/reflections/messiah/documents/10commandment.html The Tenth Commandment in the Pentateuch in the hands of the Israelite Samaritans]</small>'' <small>[[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.mystae.com%2Freflections%2Fmessiah%2Fdocuments%2F10commandment.html tahiry]] (notsidihina 29/12/2006).</small></ref> izay mikasika ny tendrombohitra Gerizima. Ny isan'ireo didy ireonydidy dia voalaza ao amin'ny Bokin'ny Eksodosy (Eks. 34.28).
 
== Ny Didy Folo arakaao amin'ny Fiangonana samihafa ==
Araka ny lahatsoratra avy ao amin'ny Eksodosy, dia mihoatra ny folo ny fitambaran'ireo [[fehezanteny]] misy ny teny hoe "''Aza"'' sy ny [[matoanteny]] amin'ny [[Filazafilaza mandidy|filaza mibaiko]] toy ny hoe ''mitandrema''. Araka ny [[Baiboly]] anefa dia folo ihany ny Didy. SamyNoho izany dia samy manana ny fomba amaritany ny didy tsirairay ny fiangonana isanisany. Hita etsy ambany ny ohatra maneho ny fahasamihafana misy.
{|border="1"
|+Ny Didy Folo araka ny Fiangonana samihafa