Sola gratia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
Ny andian-teny latina hoe '''''Sola gratia''''', izay midika hoe "amin'ny alalan'ny fahasoavana irery", dia enti-manondro ny foto-pampianarana kristiana izay milaza fa ny famonjena ny fanahin'ny olombelona dia amin'ny alalan'ny fahasoavana irery ihany, izany hoe amin'ny alalan'ny sitrapon'Andriamanitra irery ihany. Ny teolojiana miteny malagasy dia mandika an'io andian-teny latina io hoe "'''Fahasoavana irery ihany'''".
'''Sola gratia''' na '''Fahasoavana irery ihany'''
 
Tsy mendrika ny famonjena azony avy amin' [[Andriamanitra (tokana)|Andriamanitra]] ny olombelona, nefa nomen'Andriamanitra azy maimaimpoana amim-pitiavana izany. Izany koa no mahatonga ny olona ho afaka mitia. Ny maha izy azy ny olona iray eo anatrehan'Andriamanitra dia tsy miankina amin'ny fitiavany an'Andriamanitra na noho ny toetra tsara ananany na ny fahamendrehany na ny toerany eo amin'ny fiarahamonina. Izany no itenenan'ny Protestanta hoe "ny fahasoavana irery ihany" (latina: ''Sola gratia'').
 
Ity foto-pampianarana ity dia nipoitra avy amin'ny hevitr'i Aogostino ny amin'ny famonjena ny fanahin'ny olombelona, famonjena izay tsy afaka ho avy tokoa raha tsy amin'ny fanapahan-kevitr'Andriamanitra, satria Andriamanitra dia mahefa ny zava-drehetra sy mahalala ny zava-drehetra sy
 
Niezaka ny tsy hanala tao amin'ny teolojiany ny fahafahan'ny olombelona izay miseho amin'ny alalan'ny finoana sy ny asa anefa i Aogostino <ref><small>Louis Cognet, ''Le jansénisme'', Que sais-je ?, p. 8.</small></ref>na dia mihena dia mihena kely ny fahafahan'ny olombelona misafidy noho ny fahotan'i Adama.
 
Nambaran'ny [[Katolisisma|Fiangonana katolika]] tamin'ny Konsily faharoa tao Orange tao Frantsa tamin'ny taona 529 io ainga fototra io izay nanameloka koa ny petrakevitry ny fanendrena rahateo ny ho voavonjy sy ny tsy ho voavonjy. Ao amin'ny protestantisma dia iray amin'ireo andian-teny fototra dimy manomboka amin'ny hoe ''Sola'' ny Sola gratia.
 
== Ny fahasoavana ao amin'ny kristianisma ==
Ligne 8 ⟶ 14 :
Ho an'ny [[Protestantisma|Protestanta]] dia ilazana ny fanomezana ny olombelona ny famonjena maimaimpoana ao amin'i [[Jesosy|Jesosy Kristy]] izay mitarika ho amin'ny finoana izany. Ny maha izy azy ny olona iray eo anatrehan'Andriamanitra dia tsy miankina amin'ny fitiavany an'Andriamanitra na noho ny toetra tsara ananany na ny fahamendrehany na ny toerany eo amin'ny fiarahamonina, fa ny fahasoavana irery ihany (latina: ''Sola gratia'').
 
== Ny ''Sola gratia'' ao amin'ny loteranismaprotestantisma ==
Izany fanambaràna izany dia midika fa ny olombelona dia tsy voavonjy amin'ny alalan'ny asany, na ara-pitondrantena izany na amin'ny fitiavam-bavaka. I [[Martin Lotera|Lotera]] dia naniry ny hanorina fifandraisana misy fitokisana amin'Andriamanitra fa tsy fifandraisana miorina amin'ny fatahorana sy ny fahamelohana intsony. Ny [[fanasan'ny Tompo]] (eokaristia) izay ankalazaina isaky ny fanomoam-pivavahana ahitana toriteny dia mampahatsiahy antsika fa Andriamanitra dia fitiavana amin'izao fotoana izao no azo tsapain-tanana ao amin'ny asa azo tsapain-tanana nataon'ny [[Zanak'Andriamanitra|Zanany]] izay nanolo-tena hamonjena ny olombelona.
 
Ligne 16 ⟶ 22 :
 
* [[Sola scriptura]]
*[[Solus Christus]]
*[[Soli Deo gloria]]
 
== Loharano ==