Tetiandro hebreo: Fahasamihafan'ny versiona

Rohy
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
(Rohy)
[[Sary:Jewish calendar, showing Adar II between 1927 and 1948.jpeg|vignette|304x304px|Tetiandro jiosy maneho ny volana Adara II tanelanelan'ny taona 1927 sy 1948.]]
Ny '''Tetiandro hebreo''' dia [[tetiandro]] ampiasaina ao amin'ny fivavahana jiosy sy ny Fanjakan'i Israely ankehitriny. Tetiandro manaraka ny fihodin'ny [[Volana]] sy ny [[Masoandro]] ny tetiandro hebreo, ka ny iray volana dia miovaova ho 29 na 30 andro. Misy iray volana fanampiny izay asisika isaky ny telo taona satria tokony ho feno ny tsingerim-potoana 19 taona atao hoe [[Tsingerin'i Metona]]<ref><small>I Metona dia filozofa grika velona tamin'ny taonjato faha-5.</small></ref>. Avy amin'io tetiandro io no nahazoana ny Tetiandro jiosy izay ampiasain'ny Fanjakana Israeliana.
 
Ny totalin'ny andro ao anatin'ny taona iray dia mety ho 353, 354 na 355. Marihina fa ny salan'ny taona manaraka ny fihodin'ny Masoandro dia maharitra 365 andro sy 1/4 eo ho eo.
#''Shevat'' (hebreo: שבט) manitsaka ny volana Janoary sy Febroary (30 andro);
#''Adar'' (hebreo: אדר א) manitsaka ny volana Febroary sy Marsa (29 andro);
#''[[Nisana (volana hebreo)|Nisan]]'' (hebreo: ניסן) manitsaka ny volana Marsa sy Avrily (30 andro);
#''Iyar'' (hebreo: איר) manitsaka ny volana Avrily sy May (29 andro);
#''Sivan'' (hebreo: סיון) manitsaka ny volana Mey sy Jona (30 andro);
28 220

modifications