Fanandroana malagasy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitsy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nandamina
Andalana faha-81:
 
=== Ny vintana malagasy sy ny zodiaka ===
Raha [[Tetiandro manara-bolana|manara-bolana tanteraka]] ny tetiandro malagasy dia tsy misy ifandraisany ny [[evan'ny zodiaka]] na ny [[antokon-kintan'ny zodiaka]] sy ny volana malagasy, afa-tsy ny fitovian'anarana. Na dia atao hoe [[Tetiandro manara-bolana sy masoandro|manara-bolana sy masoandro]] aza ny tetiandro malagasy dia mbola tsy mifanandrify ihany ny volana malagasy sy ny antokon-kintan'ny zodiaka mitovy anarana aminy.
 
Na dia atao hoe manara-bolana sy masoandro aza ny tetiandro malagasy dia mbola tsy mifanandrify ihany ny volana malagasy sy ny antokon-kintan'ny zodiaka mitovy anarana aminy.
 
Ity ny fifandraisan'ny anaram-bolana sy vintana malagasy amin'ny anaran'ny eva sy ny antokon-kintan'ny [[zodiaka]] amin'ny teny latina<ref name=":0" />.
Ligne 146 ⟶ 144 :
Araka an'i [[Jobily Rakotoson]]<ref name=":0" /> dia mifandray amin'ny fanandroana ny singa tsirairay, dia ny [[rano]] sy ny [[rivotra]] sy ny [[tany]] ary ny [[afo]].
 
==== Rano ====
Atao hoe vintan'ny [[rano]] ny Asorotany sy ny Alakarabo ary ny Alohotsy. Vintan'ny [[rivotra]] kosa ny Adimizana sy ny Adalo ary ny Adizaoza. Vintan'ny [[tany]] ny Adaoro sy ny Adijady ary ny Asombola. Vintan'ny [[afo]] ny Alahamady sy ny Alahasaty ary ny Alakaosy.
Atao hoe vintan'ny [[rano]] ny Asorotany sy ny Alakarabo ary ny Alohotsy.
 
==== Rivotra ====
Vintan'ny [[rivotra]] kosa ny Adimizana sy ny Adalo ary ny Adizaoza.
 
==== Tany ====
Vintan'ny [[tany]] ny Adaoro sy ny Adijady ary ny Asombola.
 
==== Afo ====
Vintan'ny [[afo]] ny Alahamady sy ny Alahasaty ary ny Alakaosy.
 
=== Ny vazantany sy ny zoron-trano ===