Lohataona: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Nanampy sy nanisy rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-25:
Amin'ny lohataona no ankalazan'ny Tamoly ny ''Puthandu'', ankalazan'ny [[Tailandy|Tailandey]] ny ''Songkran'', ankalazan'ny [[Birmania|Birmana]] ny ''Thingyan''.
 
Ny [[Taom-baovao malagasy|taom-baovao malagasy]] dia ankalazaina amin'ny fiantpmbohanfiantombohan'ny lohataona amin'ny volana Septambra, ho an'ny Malagasy sasany, amin'ny maha fizaran-taona voalohany azy.
 
Ny fankalazana ny fiandohan'ny lohataona dia misy milaza fa natao tamin'ny faritra maro teto Madagasikara, ka [[Volambita]], araka ny anaram-bolana malagasy avy amin'ny [[Fiteny sanskrity|teny sanskrita]], no fiantsoana izany volana izany.