Fanehoan-javatra efa sy tsy efa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanampy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
 
 
 
Ny '''fanehoanj-avatra efa''' sy ny '''fanehoan'''-'''javatra''' '''efa''' dia [[Fanehoan-javatra (fitsipiteny)|fanehoan-javatra]] mampifanohitra asa na toetra nitsahatra amin'ny asa na toetra tsy mitsahatra.
 
Ny [[fiteny hebreo]] dia tsy manana endri-matoanteny mifandray amin'ny fotoana afa-tsy ny endriky ny efa sy ny endriky ny tsy efa, ka ataon'ny [[Fitsipi-pitenenana|fitsipiteny]] mahazatra ho [[Filazam-potoana (fitsipiteny)|filazam-potoan']] ny fiteny hebreo izany.
 
== Fanehoan-javatra efa ==
Ny '''fanehoan-javatra efa''' dia milaza fa tapitra tateraka ilay asa na toetra lazain'ny [[matoanteny]] ka efa mihoatra ara-potoana ny fangitra voafaritra ka noho izany tsy misy intsony, nefa ny vokany no mety mbola ho eo. Matetika mifangaro amin'ny [[Fanehoan-javatra mifintina sy mivelatra|fanehoan-javatra mifintina]] ny fanehoan-javatra efa ao amin'ny fiteny tsy manana marika hanavahana izany. Amin'ny [[Fiteny frantsay|fiteny frantsay]] dia ireo mari-potoana misy [[Matoanteny mpanampy|matoanteny mpanampy]] (''avoir'' na ''etre'') no maneho izany.