Iahveh: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Nanampy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-37:
 
=== Ny Eks. 3.13-14 ao amin'ny Baiboly malagasy ===
Tsy mitovy ny [[Baiboly amin'ny teny malagasy|fandikana amin'ny fiteny malagasy]] ny fehezanteny hebreo hoe אֶֽהְיֶ֖ה אֲשֶׁ֣ר אֶֽהְיֶ֑ה / ''Ehieh Asher Ehieh'' izay tsy ahitana afa-tsy teny telo eto. Lava dia lava izy ao amin'ny [[Baiboly protestanta amin'ny teny malagasy|Baiboly protestanta]] (''Ny Baiboly'') sy ny [[Ny Soratra Masina - Fandikan-Tenin'ny Tontolo Vaovao|Baibolin'ny Vavolombelon'i Jehovah]] (''Ny Soratra Masina - Fandikan-Tenin'ny Tontolo Vaovao'') ary ny [[Baiboly DIEM]], fa fohy kosa izy ao amin'ny [[Baiboly katolika amin'ny teny malagasy|Baiboly katolika]] (''Ny Baiboly Masina'').
 
"'''''Ehieh Asher Ehieh'''''":