Hazandrano (antokon-kintana): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
[[Sary:Pisces constellation map-fr.png|vignette|304x304px|Antokon-kintan'ny Alohotsy]]
Ny '''Alohotsy''' na '''Trondro''' dia [[antokon-kintan'ny zodiaka]] andalovan'ny [[masoandro]] amin'ny 11 [[Martsa|Marsa]] hatramin'ny 18 [[Avrily]]. Ny antokon-kintan'ny [[Adalo (antokon-kintana)|Adalo]] no eo andrefany fa ny an'ny [[Alahamady (antokon-kintana)|Alahamady]] kosa no eo atsinanany.
 
Avy amin'ny anaran'[[Antokon-kintana|antokon-kintan']]<nowiki/>ny [[zodiaka]] amin'ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] hoe الحوت / ''Al-Hut'' ("trondro") ny hoe ''Alohotsy.'' Io antokon-kintana io dia atao amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]] sy [[Fiteny anglisy|anglisy]] hoe ''Pisces'' na amin'ny [[Fiteny frantsay|teny frantsay]] hoe ''Poissons''. Amn'ny teny grika izy dia atao hoe ''Ιχθύες'' / ''Ikhthues'' (na ''Ikhthyes''). Amin'ny [[fiteny soahily]] dia atao hoe ''Hutu'' na ''Samaki'' io antokon-kintana io. Amin'ny [[Fiteny malay|teny maley]] dia atao hoe ''Hut'' na ''Ikan'' ihany koa izy
 
Ny evan'ny zodiaka [[Alohotsy]], mitovy anarana aminy, izay ampiasaina ao amin'ny [[fanandroana]] mahazatra ny Tandrefana, dia andalovan'ny masoandro amin'ny 20 [[Febroary]] hatramin'ny 20 Marsa.
 
 
Ny evan'ny zodiaka [[Alohotsy]], mitovy anarana aminy, izay ampiasaina ao amin'ny fanandroana mahazatra ny Tandrefana, dia andalovan'ny masoandro amin'ny 20 [[Febroary]] hatramin'ny 20 Marsa.
 
== Jereo koa: ==