Mizana (antokon-kintana): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
[[Sary:Libra constellation map-fr.png|vignette|327x327px|Antokon-kintan'ny Adimizana]]
Ny '''Adimizana''' na '''Mizana''' dia [[antokon-kintan'ny zodiaka]] andalovan'ny [[masoandro]] amin'ny 30 [[Oktobra]] hatramin'ny 20 [[Novambra]]. Ny antokon-kintan'ny [[Asombola (antokon-kintana)|Asombola]] no eo andrefany fa ny an'ny [[Alakarabo (antokon-kintana)|Alakarabo]] kosa no eo antsinanany.
 
Avy amin'ny anaran'[[Antokon-kintana|antokon-kintan']]<nowiki/>ny [[zodiaka]] amin'ny teny arabo hoe اميزان / ''Al-Mizan'' ("mizana") ny hoe ''Adimizana.'' Amin'ny faritra maro eto Madagasikara dia atao hoe ''Alimizana'' na ''Alimizà'' io teny io.