Foza (antokon-kintana): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-4:
Avy amin'ny anaran'[[Antokon-kintana|antokon-kintan']]<nowiki/>ny [[zodiaka]] amin'ny [[teny arabo]] hoe <big><small>ا</small></big><small>سرطان</small> / ''As-Saratan'' na ''As-Sartan'' ("foza") ny hoe ''Asorotany.''Amin'ny faritra sasany eto Madagasikara dia atao hoe ''Asaratà'' na ''Saratà'' io teny io. Io antokon-kintana io dia atao amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]] sy [[Fiteny anglisy|anglisy]] ary amin'ny [[Fiteny frantsay|teny frantsay]] hoe ''Cancer''. Amin'ny teny grika izy dia atao hoe ''Καρκίνος'' / ''Karkinos''. Amin'ny [[fiteny soahily]] dia atao hoe ''Saratani'' io antokon-kintana io. Amin'ny [[Fiteny malay|teny maley]] dia atao hoe ''Sartan'' na ''Ketam'' ihany koa izy.
 
Andalovan'ny masoandro amin'ny 22 Jona hatramin'ny 22 Jolay ny evan'ny zodiaka [[Asorotany]] mitovy anarana aminy izay ampiasaina amin'ny [[fanandroana]] mahazatra ny Tandrefana.
 
 
Andalovan'ny masoandro amin'ny 22 Jona hatramin'ny 22 Jolay ny evan'ny zodiaka [[Asorotany]] mitovy anarana aminy izay ampiasaina amin'ny fanandroana mahazatra ny Tandrefana.
 
== Jereo koa ==