Kambana (antokon-kintana): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
[[Sary:Gemini constellation map-fr.png|vignette|344x344px|Antokon-kintan'ny Adizaoza na Kambana]]
Ny '''Adizaoza''' na '''Kambana''' dia [[antokon-kintan'ny zodiaka]] andalovan'ny [[masoandro]] amin'ny 21 Jona hatramin'ny 20 Jolay. Ny antokon-kintan'ny [[Adaoro (Ombiahyantokon-kintana)|Adaoro]] no eo andrefany ary ny an'ny [[Asorotany (antokon-kintana)|Asorontany]] no eo antsinanany.
 
Avy amin'ny anaran'[[Antokon-kintana|antokon-kintan']]<nowiki/>ny [[zodiaka]] amin'ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] hoe اجوزاء / ''Al-Djuza'' ("kambana") ny hoe ''Adizaoza''. Amin'ny faritra sasany eto Madagasikara dia atao hoe ''Alijoza'' na ''Alizoza'' io teny io. Io antokon-kintana io dia atao amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]] sy [[Fiteny anglisy|anglisy]] hoe ''Gemini'' na amin'ny [[Fiteny frantsay|teny frantsay]] hoe ''Gémaux''. Amin'ny teny grika dia atao hoe Δίδυμοι / ''Didumoi'' (na ''Didymoi'') izy. Amin'ny [[fiteny soahily]] dia atao hoe ''Jauza'' na ''Mapacha'' io antokon-kintana io. Amin'ny [[Fiteny malay|teny maley]] dia atao hoe ''Jauza'' na ''Kembar'' ihany koa izy.