Ova-matoanteny: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-32:
 
== Ova-matoanteny ao amin'ny fiteny rosiana ==
Ao amin'ny [[fiteny rosiana]] dia miavaka tsara ny [[Filazam-potoana (fitsipiteny)|filazam-potoana]] sy ny [[fiendrika]] raha ny ova-matoanteny no resahina, ka misy ny '''ova-matoanteny ankehitriny manano''' sy ny '''ova-matoanteny ankehitriny anoina''' sy ny '''ova-matoanteny lasa manano''' ary ny '''ova-matoanteny lasa anoina'''. Ankoatr'izany dia mifandrindra amin'ny [[Filaza isa (fitsipiteny)|filaza isa]] sy ny [[kilahivavy]] ny ova-matoanteny rosiana.
 
Ohatra: matoanteny ''чита́ть'' ("mamaky")