Fehezanteny: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny [[fehezanteny|'''fehezanteny''']] dia [[teny]] na andian-teny tononina na soratana manara-pitsipika ka azo ampitana hafatra mahaleo tena noho izy azo sarahana amin'ny hafa izay mety hitovy asa aminy. Raha soratana ny fehezanteny dia azo ampanombohina amin'ny [[sora-baventy]] ka faranana amin'ny [[teboka]], ary izany tokoa matetika no famaritan'ny boky fianarana fitsipiteny ho an'ny ankizy azy.
 
Ny fehezanteny ahitana teny roa na mihoatra no tena mateti-piseho, nefa raha teny iray no mamorona ny fehezanteny dia matetika isan'ny sokajin-teny afaka mahaleo tena, toy ny [[anarana]] sy ny [[matoanteny]] sy ny [[mpamari-toetra]] ary ny [[tenim-piontanana]], io teny io. Mety ho [[tambinteny]] koa izany.
 
 
Raha andian-teny ny fehezanteny dia tokony ho fitambaran-teny atohy amin'ny fanajana ny fitsipiky ny fifehezanteny (isan'izany ny fandaharana ny teny, ny fampiasana [[Mpampitohy (fitsipiteny)|mpampitohy]] sy [[mpampiankin-teny]] na [[mpampiankina fehezankevitra]]) ka matetika ahitana [[entimilaza]] sy [[Lazaina (fitsipiteny)|lazaina]] (ary [[Fameno (fitsipiteny)|fameno]], raha mitaky izany ny fitsipika mifehy ny karazan'ilay fehezanteny).
 
Raha andian-teny ny fehezanteny dia tokony ho fitambaran-teny atohy amin'ny fanajana ny fitsipiky ny [[fifehezanteny]] (isan'izany ny fandaharana ny teny, ny fampiasana [[Mpampitohy (fitsipiteny)|mpampitohy]] sy [[mpampiankin-teny]] na [[mpampiankina fehezankevitra]]) ka matetika ahitana [[entimilaza]] sy [[Lazaina (fitsipiteny)|lazaina]] (ary [[Fameno (fitsipiteny)|fameno]], raha mitaky izany ny fitsipika mifehy ny karazan'ilay fehezanteny).
Ireo sokajin-teny voatanisa farany ireo, izay misahana anjara asa mampifandray ny teny anaty fehezanteny na anaty andianteny (atao hoe tarika), dia tsy afaka mandeha mitokana mba ho lasa fehezanteny.
 
Ireo [[sokajin-teny]] voatanisa farany ireo, izay misahana [[Anjara asa (fitsipiteny)|anjara asa]] mampifandray ny teny anaty fehezanteny na anaty andiantenyandian-teny (atao hoe tarika), dia tsy afaka mandeha mitokana mba ho lasa fehezanteny.
 
== Jereo koa: ==