Fanekem-pinoana apôstôlika : Fahasamihafan'ny versiona roa

k
Farango sodona
(Ffkm)
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
k (Farango sodona)
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Fiekem-pinoana apostoloka ao amin'ny FFKM
 
"Izaho mino an'Andriamanitra Ray Tsitoha, nahary ny lanitra sy ny tany.
 
Izaho mino an'i Jesoa-Kristy, Zananilahy Tokana Tompontsika Izay notorontoronina tamin'ny Fanahy Masina, naterak'i Maria Virjina, nijaly tamin'ny andron'i Pontio Pilato, nohomboana tamin'ny hazofijaliana, maty dia nalevina
nidina tamin'ny toeran'ny maty, nitsangana velona tamin'ny andro fahatelo, niakatra any an-danitra, mipetraka eo an-kavanan'Andriamanitra Ray Tsitoha, ary ho avy hitsara ny velona sy ny maty.
 
Izaho mino ny Fanahy Masina, ny Fiangonana Masina manerana izao rehetra izao, ny fiombonan'ny olona masina, ny famelan-keloka, ny fitsanganan'ny vatana ho velona, ary ny fiainana mandrakizay. Amena."
 
 
2 689

modifications