Fanekem-pinoana apôstôlika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanampy
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Ffkm
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-43:
==== Dikan-ten'ny Eglizy Katolika Apostolika Romana ====
Toy izao ny endrik'ilay fanekem-pinoana araka ny dikan-tenin'ny [[Eglizy Katolika Apostolika Romana (Madagasikara)|Eglizy Katolika Apostolika Romana]]:
 
Fiekem-pinoana apostoloka ao amin'ny FFKM
 
Izaho mino an'Andriamanitra Ray Tsitoha, nahary ny lanitra sy ny tany.
 
Izaho mino an'i Jesoa-Kristy, Zananilahy Tokana Tompontsika Izay notorontoronina tamin'ny Fanahy Masina, naterak'i Maria Virjina, nijaly tamin'ny andron'i Pontio Pilato, nohomboana tamin'ny hazofijaliana, maty dia nalevina
 
nidina tamin'ny toeran'ny maty, nitsangana velona tamin'ny andro fahatelo, niakatra any an-danitra, mipetraka eo an-kavanan'Andriamanitra Ray Tsitoha, ary ho avy hitsara ny velona sy ny maty.
 
Izaho mino ny Fanahy Masina, ny Fiangonana Masina manerana izao rehetra izao, ny fiombonan'ny olona masina, ny famelan-keloka, ny fitsanganan'ny vatana ho velona, ary ny fiainana mandrakizay. Amena.
 
 
<br />
== Fiangonana mampiasa azy ==