Fanekem-pinoana nikeana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Ffkm
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanampy kely
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-108:
 
=== Fanekem-pinoana nikeana amin'ny Fiangonana eto Madagasikara ===
Toy ny fiangonana kristiana rehetra maneran-tany dia tsy ny [[Kristianisma ao Madagasikara|fiangonana rehetra eto Madagasikara]] no mampiasa io fiekem-pinoana io. Ny Fiekem-pinoana niseana/nikeana an'ny [[Eglizy Katolika Apostolika Romana (Madagasikara)|Fiangonana katolika]] sy ny an'ireo [[Protestantisma eto Madagasikara|Fiangonana protestanta eto Madagasikara]] (izay samy isan'ny Fiangonana tandrefana) dia tsy samy hafa afa-tsy ny momba ny fanagasiana sy ny fandikana amin'ny teny malagasy izay samy manana ny azy. Ny [[Eglizy Katolika Apostolika Romana (Madagasikara)|Katolika]] sy ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara]] (FJKM) mampiasa ny anarana hoe "''Jesoa''" nefa ny [[Fiangonana Loterana Malagasy|Loterana]] (FLM) mampiasa ny hoe "''Jesosy''". Ny Katolika mampiasa ny hoe "fiangonana ... katôlika" fa ny Protestanta (FLM sy FJKM) dia manao hoe "fiangonana ... manerana izao tontolo izao". Ny [[Fiangonana Ortodoksa eto Madagasikara|Fiangonana ortodoksa]] dia manaraka ny an'ny Fiangonana ortodoksa maneran-tany izay tsy ahitana ny hoe "sy ny Zanaka" (''Filioque''). Samy mamerimberina ny hoe "Izaho mino" izy ireo, afa-tsy ny FJKM izay mampiasa ny hoe "Isika mino".
 
==== Fiekem-pinoana niseana ao amin'ny Fiangonana katolika ====