Tetiandro joliana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Andalana faha-1:
[[Sary:César Ambrogio Parisi.jpg|vignette|321x321px|I Jolio Kaisara nataon'i Ambrogio Parisi taona 1688-1694.]]
Ny [[tetiandro joliana]] na [[Tetiandro joliana|kalandrie joliana]] dia tetiandro manara-masoandro nampiasaina tany Roma tamin'ny [[Andro Taloha]] izay nampidirin'i [[Jolio Kaisara]] tamin'ny taona 46 tal. J.K. mba hanoloany ny [[Tetiandro romana|tetiandro romana repoblikana]]. Nampiasaina tany Eoropa io [[tetiandro]] io hatramin'ny nanoloana azy amin'ny [[tetiandro gregoriana]] tamin'ny faramparan'ny taonjato faha-16.
 
[[Kristianisma ortodoksa|Fiangonana ortodoksa]] dimy no isan'ireo mbola mampiasa azy hatramin'izao, dia ny Fiangonana ortodoksan'i Jerosalema, ny Fiangonana ortodoksan'i Rosia, ny Fiangonana ortodoksan'i Makedonia ary ny Fiangonana ortodoksan'i Serbia. Ny faritra sasany any [[Magreba]] koa dia mampiasa ny tetiandro joliana, indrindra ny Berbera ao [[Afrika Avaratra]].