Joliosy Kaisara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k (Julius Caesar)
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-16:
|taona niasàna=
}}
'''Joliosy Kaisara''' (Juliusna Caesar)'''Jolio Kaisara''' dia mpanao politika, jeneraly, kônsoly, mpanoratra, miaramila, mpanao asa soratra mizaka ny zom-pirenen'i [[Repoblika Romana]], [[Roma Taloha]] teraka ny 12 Jolay -100 tao [[Roma]] ary maty ny 15 Martsa -44 tao [[Roma]].
 
==Ny fiainany manokana==
I Gaius Julius Caesar no rainy. Ny vadiny dia Cornelia Cinna minor, Pompeia, Calpurnia Pisonis. Ny zanany dia Julia Caesaris, Caesarion.
 
I '''Jolio Kaisara''' (iza antsoina amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]] hoe ''aius Iulius Caesar IV'' tamin'ny fahatrahany, ''Imperator Iulius Caesar Divus'' taorian'ny fahafatesany) dia mpitari-tafika sy mpanao politika ary mpanoratra romana, teraka tao [[Roma]] tamin'ny 12 na 13 Jolay taona 100 tal. J.K. ary maty tamin'ny 15 marsa taona 44 tal. J.K. tao Roma ihany koa.
 
Nisy akony lehibe teo amin'ny tontolo romana sy ny tantaran'izao tontolo izao ny fiainan'i Jolio Kaisara: be hambom-po sy manan-tsaina izy, nankininy tamin'ny firehan'ny fanavaozana sy ny kobakambava ny fiakarana politikany; havanana amin'ny fanaovana paik'ady sady kinga izy, naitany hatrany Rhinet any Atlantika ny sisin-tany romana tamin'ny nahazoan an'i Galia, avy eo nampiasainy ny antokon-tafiny mba hahazoany ny fahefana. Nampisalotra ny tenany ny anaram-boninahitra hoe "mpanao didy jadona mandra-pahafatiny" izy, dia nisy namono fotoana fohy taorian'ny fiokoan'ireo loholona (senatera). Nivavahana toy ny [[Andriamanitra (anarana iombonana)|andriamanitra]] izy ary ny zananilahy natsangany atao hoe Oktavio, izay nandresy an'i Marko Antonio, no namarana ny fanavaozana ny Repoblika romana izay nosoloan'ny prinsipata sy ny Empira romana.
 
== Jereo koa ==
* [[Biôgrafia]]