Bokin' ny Levitikosy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
[[Sary:Webb Sending Out the Scapegoat.jpg|vignette|''Nalefa any amin'i [[Azazela]] ilay osilahy'', nataon'i William James Webb, 1904]]Ny '''''Bokin'ny Levitikosy''''' na '''''Bokin'ny Levitika''''' na '''''Bokin'ny Fisoronana''''' izay hafohezina amin'ny hoe '''''Levitikosy''''' na '''''Levitika''''' na '''''Fisoronana''''' dia boky fahatelo ao amin'ny [[Baiboly]], hita ao amin'ny [[Testamenta Taloha]], izay miresaka sy mitantara ny amin'ny fanompoam-pivavahan'ny [[Israelita]] izay nankinina tamin'ny fokon'i [[Levy (zanak'i Jakoba)|Levy]]. Boky mitambatra ao amin'ny [[Boky dimin'i Mosesy|Pentateoka]] (boky dimy voalohany ao amin'ny Baiboly) na ny [[Torah]] ny ''Levitikosy,'' isan'ireo atao hoe bokim-pisoronana na bokin'ny mpisorona.
 
== Fiforonan-teny ==
Ny teny hoe ''Levitikosy'' dia fanagasiana ny [[Fiteny grika|teny grika]] hoe ''Λευιτικός'' / ''Leuitikós''. Ny hoe ''Levitika'' kosa dia avy amin'ny [[Fiteny frantsay|teny frantsay]] hoe ''Levitique'' izay avy amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]] hoe ''Leviticus.'' Io indray dia avy amin'ny teny grika etsy ambony izay midika hoe "momba ny [[Levita]]", "momba ny asan'ny Levita". Ao amin'ny [[Tanakh]] anefa izy dia atao hoe ספר ויקרא / ''Sefer'' ''Vayikra'' izay azomidika adikaara-bakiteny hoe "Bokin'ny ''Ary niantso izy''", izany hoe [[Andriamanitra (tokana)|Adriamanitra]] niantso.{{Testamenta Taloha}}
== Firafitry ny boky ==
Azo zaraina telo ny Bokin'ny Levitikosy araka ny karazan-dalàna andidiany.
Andalana faha-10:
 
=== Ny fanokanana mpisorona ===
Ity fizaràna ity (Lev. 8-10) dia mitantara ny nanokanana an'i [[Arona]] sy ireo zanany amin'ny [[asam-pisoronana]], miresaka ny amin'ny fisoronana voalohany nataony, ny nanasaziana an'i Nadaba sy Abiho tamin'ny nanaovany fanatitra tsy ara-dalàna, ary miresaka antsipiriany maro momba ny mpisorona.
 
=== Ny lalànan'ny fahadiovana ===
Ny fizaràna fahatelo (Lev. 10-16) dia miresaka momba ny [[Fahadiovana (fivavahana)|fahadiovana]], dia ny fahadiovan'ny sakafo, ny fahadiovan'ny vehivavy, ny [[habokana]] sy ny aretina hafa mitovitovy aminy, ary ny andro fanadiovana lehibe.
 
=== Ny lalànan'ny fahamasinana ===