Fahaterahana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Teraka ho Fahaterahana i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina sy rohy
 
Andalana faha-1:
Ny '''fahaterahana''' dia ilay fotoana anombohan'ny fahaveloman'ny zavamanana [[Zavamanan'aina|zavamananaina]] iray tsy miankina amin'ny reny na ny atody. Amin'ny ankapobeny dia ilay foanafotoana ivoahan'ny [[biby]] avy amin'ny kibon-dreniny amin'ny biby misy nono no atao hoe fahaterahana, na ilay fotoana ivoahan'ny biby mandady na mikisaka, ny [[vorona]], ny sahona sy ny mitovy karazana aminy, ny [[bibikely]] ary ny ankamaron'ny [[trondro]], avy ao amin'ny atody no atao hoe fahaterahana.
 
Ampiasaina koa ny teny hoe ''fahaterahana'' mba hilazana ny fiantombohan'ny fotoana na ny zava-pitrangamitranga na ny zavatra tsy manana aina iray.