Somera: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
[[Sary:Basse Mesopotamie DA.PNG|vignette|353x353px|Sarin-tanin'i Mesopotamia Ambany maneho ireo tanàna lehibe.]]
I '''Somera''' dia faritra tany [[Azia]] andrefana tamin'ny [[Andro Taloha]] izay mifanandrifindrify amin'ny Babilonia tamin'ny andro tantaraina ao amin'ny [[Baiboly]], ao atsimon'i [[Mesopotamia]] (i [[Iràka]] ankehitriny) izay mandrakotra tany lemaka vakivakin'ny ony [[Tigrisy]] (na Tigra) sy ny ony [[Eofrata]] ary ahitana ao atsimony ny [[Helodrano persika|Helodrano Persika]]. Amin'ny [[Fiteny akadiana|fiteny akadiana]] dia atao hoe ''Shumeru'' izy.
 
== Jereo koa: ==