Fanekem-pinoana nikeana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Nanampy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Fjkm
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-127:
 
<small>Izaho mino ny Fiangonana tokana, masina, apostolika, manerana izao tontolo izao. Izaho manaiky ny batisa iray ho famelan-keloka, ary miandry ny fitsanganan’ny maty sy ny fiainana mandrakizay. Amena.»</small><ref><small>Araka izay ampiasain'ny Fiangonana Loterana Malagasy</small></ref>
 
'''Fanekem'''-'''pinoana nikeana-konstantinopolitana ao''' '''amin'ny FJKM'''
 
Isika mino an'Andriamanitra Iray, Ray Tsitoha, Mpanao ny lanitra sy ny tany ary ny zavatra rehetra na ny hita na ny tsy hita. Ary an'i Jesoa Kristy Tompo Iray, Zananilahy Tokan'Andriamanitra nateraky ny Rainy talohan'izao rehetra izao, ny Mazava avy amin'ny Mazava. Andriamanitra tokoa avy amin'Andriamanitra, nateraka fa tsy natao, miray amin'ny Ray amin'ny zavatra rehetra. Izy no nahariana izao tontolo izao. Noho ny amintsika olombelona sady ho famonjena antsika dia nidina avy tany an-danitra Izy, ary nataon'ny Fanahy Masina nofo avy tamin'i Mariz Virijiny, dia tonga olona izy. No homboana tamin'ny hazofijaliana ho fanavotana antsika, tamin'ny nanapahan'i Pontio Pilato Izy; nijaly Izy ka nalevina. Nitsangana tamin'ny maty tamin'ny andro fahatelo araka ny voasoratra Izy. Niakatra ho any an-danitra.
 
== Jereo koa: ==