Fanekem-pinoana nikeana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Nikeana
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Nanampy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
[[Sary:Nicaea icon.jpg|vignette|353x353px]]
Ny [[Fanekem-pinoana nikeana|'''Fanekem'''-'''pinoan'i''' '''Nikea''']] na [[Fanekem-pinoana nikeana|'''Fanekem'''-'''pinoana nikeana''']] na [[Fanekem-pinoana nikeana|'''Fiekem'''-'''pinoan'i''' '''Nisea''']] na [[Fanekem-pinoana nikeana|'''Fiekem'''-'''pinoana''' '''niseana''']] dia [[fanekem-pinoana]] na fanambaràm-pinoana kristiana tinapaka nandritra ny [[Konsily]] natao tao amin'ny tananan'i [[Nikea]] tamin'ny taona 325 izay notovanana nandritra ny Kosily tao [[Konstantinopoly]] tamin'ny taona 381 ka indraindray izy dia atao hoe '''Fanekem-pinoan'i Nikea-Konstantinopoly''' na '''Fanekem-pinoana nikeana-konstantinopolitana'''. Mizara fehezan-kevitra telo izy dia ny finoana an' [[Andriamanitra Ray]] sy ny finoana an'i [[Andriamanitra Zanaka|Jesosy Kristy]] ary ny finoana ny [[Fanahy Masina]] ary taty aoriana dia natsofoka ny amin'ny finoana ny [[Fiangonanamasina|Fiangonana masina]].
 
''Σύμβολον τῆς Νικαίας'' (Súmbolon tês Nikaías) na ''Σύμβολον τῆς πίστεως'' (Súmbolon tês písteôs) no anaran'ilay fanekem-pinoana amin'ny teny grika fa ''Symbolum Nicaenum'' kosa amin'ny teny latina. Maro amin'ireo fiangonana niforona taty aoriana no tsy mampiasa io fiekem-pinoana io noho izy ireo manohitra ny [[Trinite]].
Andalana faha-122:
<small>«</small> <small>Izaho mino an’Andriamanitra Tokana, Ray tsitoha, Mpanao ny lanitra sy ny tany ary ny zavatra rehetra, na ny hita na ny tsy hita.</small>
 
<small>Izaho mino an’i Jesosy Kristy Tompo Tokana, Zanak’Andriamanitra Lahitokana; nateraky ny Ray talohan’ ny fotoana rehetra; Andriamanitra avy amin’Andriamanitra; fahazavana avy amin’ny fahazavana, Andriamanitra marina avy amin’Andriamanitra marina; nateraka fa tsy noharina; miray Sobstansa (Izy maha-Izy Azy) amin’ny Ray; amin’ ny alalany no nahariana ny zavatra rehetra. Noho isika olombelona sy ny famonjena antsika no nidinany avy any an-danitra, ary tonga nofo notorontoronin’ny Fanahy Masina tao an-kibon’ i Maria virijina ka natao olombelona; nohomboana tamin’ny hazo fijaliana koa hisolo antsika fony nanapaka Pontio Pilato; nijaly ary nalevina; ary nitsangana indray tamin’ny andro fahatelo araka ny Soratra Masina; niakatra ho any an-danitra; mipetraka eo ankavanan’ny Ray, ary ho avy indray amim-boninahitra hitsara ny velona sy ny maty, ary tsy hanam-pahataperana ny fanjakany.</small>
 
<small>Izaho mino ny Fanahy Masina, Izay Tompo sady Mpamelona; Izay avy amin’ny Ray sy ny Zanaka; Izay itsaohana sy omem-boninahitra miaraka amin’ny Ray sy ny Zanaka; Izay niteny tamin’ny alàlan’ny mpaminany.</small>