Kôrinto tamin' ny Andro Taloha: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday |
Tsipelina Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday |
||
Andalana faha-1:
[[Sary:Isthme Corinthe fr.png|vignette|362x362px|Sarintanin'i Korinto]]
I '''Korinto''' dia tanan-dehibe sady fanjakana tao amin'ny andilan-tanin'i Korinto, andilan-tany mampitohy an'i Peloponeso (grika: ''Πελοπόννησος'' / ''Pelopónnēsos'') amin'ny tapan'i [[Grisia tamin'ny andro taloha|Grisia]] eny amin'ny tanibe, eo anelanelan'ny Atenay (grika: Ἀθῆναι / ''Athễnai'') sy i Sparta (grika: Σπάρτη / ''Spártê''). Atao hoe ''Κόρινθος'' / ''Kórinthos'' izy amin'ny teny grika. Ny
[[Sary:Ancient Corinth.jpg|vignette|266x266px|Sisam-paharavàn'ny tempolin'i Apolo tao aminin'i Korinto]]
I Korinto dia iray amin'ireo tanan-dehibe vitsy tany amin'ny [[Andro Taloha]] izay tsy nanao politikam-panjakazakana (imperialisma). Ny nataony dia ny ny hampanan-karena azy tamin'ny alalan'ny raharaham-barotra sady niaro ny fahafahana tamin'ny fikendren'ny tanàna grika maro fahizay hanitatra ny fanjakazakany. Nanohitra ny zavatra tian'ny Makedoniana sy Akeana ary Romana hatao aminy koa io tanàna io.
|