Fitsanganan' i Jesoa ho velona: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Sora-matevina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
[[Sary:Noel-coypel-the-resurrection-of-christ-1700.jpg|vignette|299x299px|''Fitsanganan'i0 Jesoa ho velona'', nataon'i Noel Coypel, taona 1700.]]
Ny [[Fitsanganan'i Jesosy ho velona|'''fitsanganan'i''' '''Jesoa''' '''ho velona''']] na [[Fitsanganan'i Jesosy ho velona|'''fitsanganan'i''' '''Jesosy''' '''tamin'ny''' '''maty''']] dia isan'ireo tenim-pinoana (na dogma) fototra eo amin'ny [[teolojia]] kristiana sy ny [[kristolojia]] izay ivony. Izao no voasoratra ao amin'ny literatiora tranain'ny kristianisma, ny [[Epistolan'i Paoly|Epistola voalohan'i Paoly]]: "Ary raha tsy nitsangana tamin'ny maty i Kristy dia foana ny finoanay" ([[Korintiana voalohany]] 15.14). Izany tenim-pinoana izany dia manambara fa i Jesosy avy any Nazareta dia nitsangana tamin'ny maty tokoa tamin'ny andro fahatelo aorian'ny nanomboana azy tamin'ny hazo fijaliana. Ao amin'ny [[fanekem-pinoana nikeana]] (na niseana) no ahitana indrindra izany tenim-pinoana izany.
 
Araka ireo [[Evanjely]], taorian'ny nanomboana an'i Jesosy araka ny didin'i Pontio Pilato, sy taorian'ny nahafatesany teo amin'ny [[Hazofijaliana|hazo fijaliana]], dia nalevina i [[Jesosy]]. Roa andro taorian'izany dia hitan'ireo vehivevy namangy ny fasana, indrindra i Maria Magdalena, fa nikodia niala ny vato nanidiana ny fasana izay lasa foana. Niseho tamin'ny mpianany maro i Jesosy taorian'izany, isan'izany ireo [[Apostoly roa ambin'ny folo|Apostoly]] (jereo: 1Kor. 15. 5-6).