27 953
modifications
(Tsipelina) Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday |
Aucun résumé des modifications |
||
Misy 12 volana ny iray taona nefa indraindray dia mitombo 13. Mba hanakekezana kokoa ny tsingerim-pihodinan'ny [[Tany]] amin'ny [[Masoandro]], izay tsapa amin'ny alalan'ny tsingerin'ny [[fizaran-taona]] sy ny toeran'ny antokon-kintana eny amin'ny lanitra, dia anatsofohxana iray volana fanampiny (volana faha-13) isaky ny telo taona eo ny tetiandro manara-bolana sy masoandro. Noho izany misy ireo tetiandro ampiasana ny fifandraisan'ny telo taona amin'ny 37 volana na ny 19 taona amin'ny 235 volana (ity no atao hoe "Tsingerin'i Metona").
* [[Tetiandro manara-bolana]]
* [[Tetiandro manara-masoandro]]
|
modifications