Asorotany (zana-pehintany): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:World map with tropic of cancer.jpg|vignette|420x420px|Ny zana-pehintany Asorotany]]
Ny '''Asorotany''' na '''zana-pehintany Asorotany''' na '''Trôpika Atsimo''' na '''Trôpikan'ny Asorotany''' dia iray amin'ireo [[faribolana]] dimy mirazotra manan-danja indrindra eo amin'ny sarin'ny bolantany. Ilay faribolana eo amin'ny 23° 26' 12.555" ao amin'ny [[ila-bolantany]] avaratra izay manakaiky indrindra ny fehiben-tany izany. Ny faribolana efatra hafa dia ny [[zana-pehintany Adijady]] hita any amn'ny ila-bolantany atsimo, ny [[fehiben-tany]] (na ekoatera), ny [[fehin-tendrontany avaratra]] ary ny [[fehin-tendrontany atsimo]]. Eo amin'io zana-pehintany Asorontany io no ahitana amin'ny faritra avaratra indrindra amin'ny ila-bolantany avaratra ny [[masoandro]] eo an-tampon-doha, amin'ny fotoana mahalava indrindra ny alina mitaha ain'ny alina.
 
== Jereo koa: ==