Trôpikan'ny Adijady: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Sary sy hafa
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
{{Orphan|date=Martsa 2010}}
[[Sary:World map with tropic of capricorn.jpg|vignette|475x475px|Ny zana-pehintany Adijady]]
Ny '''Trôpikan'ny Adijady''' na '''Trôpika Atsimo''' na '''Adijady''' na '''zana-pehintany Adijady''' dia anisan'ny fehintany dimy aseho amin'ny saritany. Ny laharam-pehitaniny dia 23° 26′ 22″ S amin'ny ila-bolantany atsimo izay manakaiky indrindra ny fehiben-tany izany, Eo amin'io zana-pehintany Adijady io no ahitana amin'ny faritra atsimo indrindra amin'ny ila-bolantany atsimo ny [[masoandro]] eo an-tampon-doha, amin'ny fotoana mahalava indrindra ny andro mitaha amin'ny alina, isaky ny 21 Desambra. Ny faribolana efatra hafa dia ny [[zana-pehintany Asorotany]] hita any amin'ny ila-bolantany avaratra, ny fehiben-tany (na ekoatera), ny fehin-tendrontany avaratra ary ny fehin-tendrontany atsimo.