Antokon-kintana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Antokon-kintan'ny zodiaka
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Andalana faha-4:
 
== Antokon-kintan'ny zodiaka ==
Ny [[antokon-kintan'ny [[zodiaka]] dia ampahany amin'ny antokon-kintana rehetra izay hoatry ny andalovan'ny [[Masoandro]] sy ireo [[Fajiry|planeta]] miaraka aminy. Ireto ny anaran'ny antokon-kintana telo ambin'ny folon'ny zodiaka amin'ny [[Fiteny latina|fiteny latina]]: ''Aries'' ("ondrilahy"), ''Taurus'' ("ombilahy"), ''Gemini'' ("kambana"), ''Cancer'' ("foza"), ''Leo'' ("liona"), ''Virgo'' ("virjiny"), ''Libra'' ("mizana"), ''Scorpio'' ("maingoka"), ''Ophiuchus'' ("bibilava"), ''Sagittarius'' ("mpitifitra amin'ny tsipìka"), ''Capricornus'' ("osilahy"), ''Aquarius'' ("mpandraraka rano") ary ny ''Pisces'' ("trondro"). Ny roa ambin'ny folo amin'ireo ihany no tena ampiasaina amin'ny [[fanandroana]], tsy isany ny ''Ophiuchus,'' ka izao ny anarany amin'ny fiteny malagasy sy arabo:
{| class="wikitable"
|'''<small>Teny latina</small>'''