Mpitifitra Tsipìka (antokon-kintana): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
Ny '''Alakaosy''' dia [[antokon-kintan'ny zodiaka]] andalovan'ny [[masoandro]] amin'ny 19 [[Desambra]] hatramin'ny 20 [[Janoary]]. Ny antokon-kintan'ny [[Bibilava (antokon-kintana)|Bibilava]] no eo andrefany fa ny an'ny [[Adijady (antokon-kintana)|Adijady]] kosa no eo antsinanany.
 
Avy amin'ny anaran'[[Antokon-kintana|antokon-kintan']]<nowiki/>ny [[zodiaka]] amin'ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] hoe اقوس / ''Al-Kaus'' ("mpitifitra tsipika") ny hoe ''Alakaosy.'' Io antokon-kintana io dia atao amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]] sy [[Fiteny anglisy|anglisy]] hoe ''Sagittarius'' na amin'ny [[Fiteny frantsay|teny frantsay]] hoe ''Sagittaire''. Amin'ny teny grika izy dia atao hoe ''Τοξότης'' / ''Toksotês''. Amin'ny [[Fiteny soahily|teny soahily]] dia atao hoe ''Kausi'' na ''Mshale'' io antokon-kintana io. Amin'ny [[Fiteny malay|teny maley]] dia atao hoe ''Kaus'' na ''Pemanah'' ihany koa izy.
 
 
 
Ny evan'ny zodiaka [[Alakaosy]], mitovy anarana aminy, izay ampiasaina ao amin'ny fanandroana mahazatra ny Tandrefana, dia andalovan'ny masoandro amin'ny 23 [[Novambra]] hatramin'ny 21 Desambra.