Virijiny (antokon-kintana): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
Ny '''Asombola''' dia [[antokon-kintan'ny zodiaka]] andalovan'ny [[masoandro]] amin'ny 16 [[Septambra]] hatramin'ny 30 [[Oktobra]]. Ny antokon-kintan'ny [[Alahasaty (antokon-kintana)|Alahasaty]] no eo andrefany fa ny an'ny [[Adimizana (antokon-kintana)|Adimizana]] kosa no eo antsinanany.
 
Avy amin'ny anaran'[[Antokon-kintana|antokon-kintan']]<nowiki/>ny [[zodiaka]] amin'ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] hoe السنبلة / ''As-Sumbul'' ("virjina") ny hoe ''Asombola.'' Io antokon-kintana io dia atao amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]] sy [[Fiteny anglisy|anglisy]] hoe ''Virgo'' sy amin'ny [[Fiteny frantsay|teny frantsay]] hoe ''Vierge''. Amin'ny teny grika izy dia atao hoe ''Παρθένος'' / ''Parthenos''. Amin'ny [[Fiteny malay|teny maley]] dia atao hoe ''Sunbulat'' na ''Sumbulat'' na ''Perawan'' ihany koa izy.
 
 
 
Ny evan'ny zodiaka [[Asombola]], mitovy anarana aminy, izay ampiasaina ao amin'ny fanandroana mahazatra ny Tandrefana, dia andalovan'ny masoandro amin'ny 23 Aogositra hatramin'ny 22 Septambra.