Mizana (antokon-kintana): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
[[Sary:Libra constellation map-fr.png|vignette|327x327px|Antokon-kintan'ny Adimizana]]
Ny '''Adimizana''' dia [[antokon-kintan'ny zodiaka]] andalovan'ny [[masoandro]] amin'ny 30 [[Oktobra]] hatramin'ny 20 [[Novambra]]. Ny antokon-kintan'ny [[Asombola (antokon-kintana)|Asombola]] no eo andrefany fa ny an'ny [[Alakarabo (antokon-kintana)|Alakarabo]] kosa no eo antsinanany. Ny evan'ny zodiaka [[Adimizana]], mitovy anarana aminy, izay ampiasaina ao amin'ny fanandroana mahazatra ny Tandrefana, dia andalovan'ny masoandro amin'ny 23 [[Septambra]] hatramin'ny 22 Oktobra.
 
Avy amin'ny anaran'[[Antokon-kintana|antokon-kintan']]<nowiki/>ny [[zodiaka]] amin'ny teny arabo hoe اميزان / ''Al-Mizan'' ("mizana") ny hoe ''Adimizana.'' Amin'ny faritra maro eto Madagasikara dia atao hoe ''Alimizana'' na ''Alimizà'' io teny io.
 
Io antokon-kintana io dia atao amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]] sy [[Fiteny anglisy|anglisy]] hoe ''Libra'' na amin'ny [[Fiteny frantsay|teny frantsay]] hoe ''Balance''. Amin'ny [[fiteny soahily]] dia atao hoe ''Mizani'' io antokon-kintana io. Amin'ny [[Fiteny malay|teny maley]] dia atao hoe ''Mizan'' na ''Neraca'' ihany koa izy.
 
Ny evan'ny zodiaka [[Adimizana]], mitovy anarana aminy, izay ampiasaina ao amin'ny fanandroana mahazatra ny Tandrefana, dia andalovan'ny masoandro amin'ny 23 [[Septambra]] hatramin'ny 22 Oktobra.
 
== Jereo koa: ==