Kambana (antokon-kintana): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisika soratra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Anarana
Andalana faha-1:
[[Sary:Gemini constellation map-fr.png|vignette|344x344px|Antokon-kintan'ny Adizaoza na Kambana]]
Ny '''Adizaoza''' na '''Kambana''' dia [[antokon-kintan'ny zodiaka]] andalovan'ny [[masoandro]] amin'ny 21 Jona hatramin'ny 20 Jolay. Ny antokon-kintan'ny Adaoro (Ombiahy) no eo andrefany ary ny an'ny Asorontany no eo antsinanany. Anaran'ny [[evan'ny zodiaka]] ampiasaina amin'ny [[fanandroana]] mahazatra ny Tandrefana koa ny hoe [[Adizaoza]] izay andalovan'ny masoandro amin'ny 21 Mey hatramin'ny 21 Jona.
 
Avy amin'ny anaran'[[Antokon-kintana|antokon-kintan']]<nowiki/>ny [[zodiaka]] amin'ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] hoe اجوزاء / ''Al-Djuza'' ("kambana") ny hoe ''Adizaoza''. Amin'ny faritra sasany eto Madagasikara dia atao hoe ''Alijoza'' na ''Alizoza'' io teny io. Io antokon-kintana io dia atao amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]] sy [[Fiteny anglisy|anglisy]] hoe ''Gemini'' na amin'ny [[Fiteny frantsay|teny frantsay]] hoe ''Gémaux''. Amin'ny [[fiteny soahily]] dia atao hoe ''Jauza'' na ''Mapacha'' io antokon-kintana io. Amin'ny [[Fiteny malay|teny maley]] dia atao hoe ''Jauza'' na ''Kembar'' ihany koa izy.
 
Anaran'ny [[evan'ny zodiaka]] ampiasaina amin'ny [[fanandroana]] mahazatra ny Tandrefana koa ny hoe [[Adizaoza]] izay andalovan'ny masoandro amin'ny 21 Mey hatramin'ny 21 Jona.
 
== Jereo koa: ==