Mpitifitra Tsipìka (antokon-kintana): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanala soratra tsy ilaina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Sagittarius constellation map-fr.png|vignette|356x356px|Antokon-kintan'ny Alakaosy]]
Ny '''Alakaosy''' dia [[antokon-kintan'ny zodiaka]] andalovan'ny [[masoandro]] amin'ny 19 [[Desambra]] hatramin'ny 20 [[Janoary]]. Ny antokon-kintan'ny [[Bibilava (antokon-kintana)|Bibilava]] no eo andrefany fa ny an'ny [[Adijady (antokon-kintana)|Adijady]] kosa no eo antsinanany. Ny evan'ny zodiaka [[Alakaosy]], mitovy anarana aminy, izay ampiasaina ao amin'ny fanandroana mahazatra ny Tandrefana, dia andalovan'ny masoandro amin'ny 23 [[Novambra]] hatramin'ny 21 Desambra.
 
<br />
 
== Jereo koa: ==