Virijiny (antokon-kintana): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanala soratra tsy ilaina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Virgo constellation map-fr.png|vignette|353x353px|Antokon-kintan'ny Asombola]]
Ny '''Asombola''' dia [[antokon-kintan'ny zodiaka]] andalovan'ny [[masoandro]] amin'ny 16 [[Septambra]] hatramin'ny 30 [[Oktobra]]. Ny antokon-kintan'ny [[Alahasaty (antokon-kintana)|Alahasaty]] no eo andrefany fa ny an'ny [[Adimizana (antokon-kintana)|Adimizana]] kosa no eo antsinanany. Ny evan'ny zodiaka [[Asombola]], mitovy anarana aminy, izay ampiasaina ao amin'ny fanandroana mahazatra ny Tandrefana, dia andalovan'ny masoandro amin'ny 23 Aogositra hatramin'ny 22 Septambra.