Zôdiaka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Nanampy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Andalana faha-103:
 
==== Ny zodiaka mikisaka ====
Ny zodiaka mikisaka (zodiakam-panadroana mahazatra) dia zodiaka tsy manaraka ny fihodin'ny kintana fa manaraka ny an'ny [[Masoandro]] sy ny [[fizaran-taona]] ka tsy mitovy amin'ny hafainganam-pihodinan'ny zodiakan-kintana sady ireo [[Evan'ny zodiaka|eva]] ao aminy dia tsy mifanandrify amin'ny antokon-kintana mitovy anarana aminy. Ny zodiaka mikisaka no fampiasa indrindra amin'ny [[Fanandroana malagasy|fanadroana]] na dia lazaina fa ny kintana no fototry ny fanandroana. Na dia izany aza dia misy ny fanandroana tena mifototra amin'ny zodiakan-kintana na ny antokon-kintan'ny zodiaka mihitsy ka atao hoe [[fandroanfanandroan-kintana]].
 
==== Inty ny fafana maneho ny tsy fitovian'ireo zodiaka roa ireo: ====