Renin' Andriamanitra: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
kAucun résumé des modifications |
Sora-matevina Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday |
||
Andalana faha-1:
Ny anaram-boninahitra hoe '''''[[Renin'Andriamanitra]]''''' dia anarana omen'ny Katolika sy ny Ortodoksa an'i [[Maria (renin'i Jesoa)|Maria]] renin'i Jesoa. Izany anarana izany dia notapahin'ny konsily tao Efeso (na Efesosy na Efezy) tamin'ny taona 431 nefa i Aleksandra avy any Aleksandria no nampiasa azy voalohany tamin'ny taona 325. Amin'ny fiteny grika dia ny hoe Θεοτόκος / ''Theotokos'' ("niteraka an'Andriamanitra") no dikan'io teny io. Tsy manaiky ny anaovana an'i Maria ho Renin'Andriamanitra ny Fiangonana protestanta.
== Jereo koa: ==
|