Tetiandro manara-bolana sy masoandro: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-3:
Ny maro amin'ny tetiandro atao hoe manara-bolana sy masoandro. Ireto avy ireo tetiandro manara-bolana sy masoandro fantatra indrindra: ny [[tetiandro hebreo]], ny [[tetiandro samaritana]], ny [[tetiandro sinoa]], ny [[tetiandro tibetàna]] ary ny [[tetiandro hindoa]]. Ny tetiandro manara-bolana sy masoandro ny an'ny [[Hebreo (mponina)|Hebreo]] sy ny [[Sina|Sinoa]] dia ampiasaina hamaritana ny andro hanaovana firavoravoam-pivavahana na ara-pomban-drazana.
 
Misy 12 volana ny iray taona nefa indraindray dia mitombo 13. Mba hanakekezana kokoa ny tsingerim-pihodinan'ny [[Tany]] amin'ny [[Masoandro]], izay tsapa amin'ny alalan'ny tsingerin'ny [[fizaran-taona]] sy ny toeran'ny antokon-kintana eny amin'ny lanitra, dia anatsofohanaanatsofohxana iray volana fanampiny (volana faha-13) isaky ny telo taona eo ny tetiandro manara-bolana sy masoandro. Noho izany misy ireo tetiandro ampiasana ny fifandraisan'ny telo taona amin'ny 37 volana na ny 19 taona amin'ny 235 volana (ity no atao hoe "Tsingerin'i Metona").
 
'''Jereo koa:'''
Andalana faha-9:
[[Tetiandro manara-bolana]]
 
[[Tetiandro manara-masoandro|Tetiandromanaramasoandro]]