Bokin' i Môrmôna: Fahasamihafan'ny versiona

k
Rohy
Aucun résumé des modifications
k (Rohy)
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
[[Sary:Book of Mormon 1830 edition reprint.jpg|372x372px|right|alt=|Bokin'i Mormona amin'ny fiteny anglisy nivoaka tamin'ny taona 1830]]
 
Ny [[Bokin'i Môrmôna|'''Bokin'i''' '''Môrmôna''']] dia iray amin'ny boky masin'ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny Olomasin'ny Adro Farany]] manampy ny [[Baiboly]] sy boky hafa koa (dia ny [[Fotopampianarana sy Fanekempihavanana|''Fotopampianarana sy Fanekempihavanana'']] sy ny [[Voahangy Lafo Vidy|''Voahangy Lafo Vidy'']]) izay voasoratra, araka ny fitantaràn'i Joseph Smith, tamin'ny fiteny ejiptiana tamin'ny takela-bolamena hitan'i Joseph Smith teny amin'ny havoan'i Cumorah, ao amin'ny Fanjakan'i [[New York]] any [[Etazonia]], araka ny taridalanatari-dalana nomen'ny anjely Môrônia tamin'ny 21 Septambra 1823. Araka ny fitantaràn'i Joseph Smith dia avy amin'ny anaran'i Môrmôna, mpaminany niaina tamin'ny taonjato faha efatrafahefatra eoteo amin'ny kontinenta amerikana, ny anaran'io boky io.
 
Misy fizaràna lehibe 15 ao amin'ny ''Bokin'i Môrmôna'', dia ireto avy:
2 689

modifications