Volana (fotoana): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Nanampy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny [[Volana (fotoana)|'''volana''']] dia tsingerim-potoana na halavam-potoana izay mitovitovy halava amin'ny tsingerim-pihodinan'ny [[Volana]] eny amin'ny habakabaka[[Tany]]. Arakaraka ny [[tetiandro]] ampiasaina ny halavan'ny volana ka mety ho 28 ka hatramin'ny mihoatra ny 30 [[andro]] izany. Misy [[herinandro]] efatra na mahery ny ao anatin'ny iray volana raha ny herinandro iray misy fito andro ny herinandro iray. Misy 12 volana ny ao anatin'ny [[taona]] iray nefa mety hisy volana fanampiny izany arakaraka ny tetiandro ampiasaina ka hahatonga ny taona sasany hisy 13 volana. Manana anarana arakaraka ny tetiandro ampiasaina ny volana tsirairay ao anatin'ny taona iray.
 
== Ny volana gregoriana ==
Andalana faha-5:
 
==== Anaran'ny volana gregoriana sy faharetany ====
Ireto ny anaram-bolana ofisialy amin'ny teny malagasy ao anatin'ny iray taona amin'ny [[Tetiandro gregoriana|tetiandro be mpampiasa]] amin'izao: [[Janoary]] (31 andro), [[Febroary]] (28 na 29 andro), [[Martsa|Marsa]] (31 andro), [[Avrily]] (30 andro), [[Mey]] (31 andro), [[Jona]] (30 andro), [[Jolay]] (31 andro), [[Aogositra]] (31 andro), [[Septambra]] (30 andro), [[Oktobra]] (31 andro), [[Novambra]] (30 andro), [[Desambra]] (31 andro). Ny tonatalintotalin'ny andro anatin'ireo volana ireo dia 365 na 366 andro.
 
Ny [[Febroary]] dia mety ho soratana hoe ''Fevrie''; ny Marsa mety ho ''Martsa''; ny Mey mety ho ''May''; ny Jona mety ho ''Jiona''.
Andalana faha-93:
== Ny volana malagasy ==
[[Sary:South-Lunar libration with phase Oct 2007 450px.gif|vignette|164x164px]]
Ny volana malagasy mitondra anarana arabo dia misy 29 na 30 andro satria momba ny [[Tetiandro manara-bolana|tetiandro manara-bolana]] izay manaraka ny tsingerim-pihodinan'ny [[Volana]] izay maharitra 29,530 589 andro (na 29 andro sy 12 ora sy 44 minitra). Ny andro voalohany amin'ny volana tsirairay dia ny andro ahatsinanan'ny Volana eny amin'ny lanitra ka tsy misy daty raikitra mifanandrify aminy ao amin'ny [[Tetiandro gregoriana|tetiandro gregoriana]] izany satria ny salam-paharetan'ny volana gregoriana dia 30,436 875. misyMisy karazany roa ny anaram-bolana malagasy ka ny iray avy amin'ny [[Fiteny arabo|fiteny arabo]] fa ny iray hafa avy amin'ny [[Fiteny sanskrita|fiteny sanskrita]]. Tsy raikitra ny fifanandrifian'ireo volana roa toko ireo noho ny fahasamihafana isam-paritra sy isaky ny mpanandro, nefa misy ny milaza fa toy io aseho amin'ny fafana manaraka io izany fifandraisana izany.
{| class="wikitable"
|Anaram-bolana avy amin'ny teny arabo
Andalana faha-135:
|}
 
== Jereo koa:Je ==
<br />
== reo koa: ==
 
* [[Taonarivo]]