Fanandroana malagasy: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Rohy Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday |
Nanitsy Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday |
||
Andalana faha-78:
Vintana sy volana faharoa ambin'ny folo ny [[Alohotsy]]. Avy amin'ny anaran'antokon-kintana amin'ny teny arabo hoe الحوت / ''Al-Hut'' ("trondro") ny hoe ''Alohotsy.'' Ny tapany antsinana amin'ny rindrin-trano avaratra no toerana omena azy. Vintan'olona tsy mahatombin-toerana ny Alohotsy. Mifandratra amin'ny Asombola sy miarina eo amin'ny Adimizana ny vintana Alohotsy.
===
Raha manara-bolana tanteraka ny tetiandro malagasy dia tsy misy ifandraisany ny evan'ny zodiaka na ny antokon-kintan'ny zodiaka sy ny volana malagasy, afa-tsy ny fitovian'anarana.
|