Adijady: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Nanampy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-9:
 
== Ny antokon-kintana Adijady sy ny zodiaka ==
Ny fotoana andalovan'ny [[masoandro]] ao amin'ny fari-danitry ny antokon-kintana Adijady dia eo amin'ny 19 Janoary hatramin'ny 15 Febroary. Eo amin'ny 15 Janoary hatramin'ny 14 Febroary ny fari-potoan'ny Adijady araka ny [[zodiakan-kintana]] fa amin'ny 21 Desambra hatramin'ny 20 Janoary kosa izany ao amin'ny [[zodiaka mikisaka]].
<br />
 
 
== Ao amin'ny fanandroana malagasy ==
Ao amin'ny [[Fanandroana malagasy|fanandroana malagasy]] dia vintana fahafolo koa ny Adijady ka ny zoron-trano avaratra-andrefana no toerana omena azy. [[Renivintana]] ny Adijady.